Réponse à la lettre de la société Tozzi Green du 23 mai 2024 – Newsletter n°218 (FR)

À l’attention de Monsieur Andrea TOZZI et de Monsieur Davide GIACHERO Messieurs les Directeurs, Nous avons bien reçu votre réponse à la lettre ouverte du 16 mai 2024 à laquelle nous avons donné accès au public grace à un lien sur notre site et sur notre page Facebook : https://terresmalgaches.info/IMG/pdf/Reponse_de_la_societe_Tozzi_Green_a_la_lettre_ouverte.pdf  Notre lettre ouverte du 16 mai … Lire la suite

Fanombohana fanehoana amin’ny alalan’ny sary ny fangoronan-tany sy fanaovana ampihimamba ny tany (accaparements de terres) eto Madagasikara – Filazam-baovao faha-214 (MLG)

Noho ny zava-misy eto amin’ny firenena sy eran-tany amin’izao fotoana izao dia zava-dehibe, tena manan-danja mihitsy, ny fahafantaran’ny olom-pirenena rehetra ny vokatry ny fitantanana ny tanin’ny Malagasy nataon’ireo mpitondra fanjakana sy mpanapa-kevitra nifandimby. Ny Collectif TANY dia nangataka tamin’ireo mpitondra tamin’ny taona 2014 (jereo ny Filazam-baovao faha-30 : “Inventaire des terrains de l’Etat dont les droits … Lire la suite

Taratasy misokatra / Tozzi Green – Filazam-baovao faha-217 (MLG)

Taratasy misokatra · ho an’ny orinasa Tozzi Green, · ho an’ny banky belja BIO sy finlandey FINNFUND, · ho an’ny governemanta italiana Tompokolahy sy Tompokovavy. Izahay fikambanan’ny tantsaha sy fikambanan’ny firaisamonim-pirenena malagasy dia manoratra ity taratasy ity mba hampahafantarana anareo ny fampitahorana sy ny tsindry mafy mahazo ny mponina ao amin’ny kaominina Ambatolahy any amin’ny faritra Ihorombe eto … Lire la suite

Lettre ouverte / Tozzi Green (+ la réponse de Tozzi Green) – Newsletter n°217 (FR)

Lettre ouverte Mesdames et Messieurs. Nous, organisations paysannes et organisations de la société civile malgache, écrivons cette lettre pour vous informer des intimidations et des fortes pressions que subissent les habitants de la commune d’Ambatolahy dans la région d’Ihorombe à Madagascar, où l’Etat malgache a loué à la société multinationale italienne Tozzi Green 11 000 … Lire la suite

Valiny sahaza amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro ve ny tsena karbôna? – Filazam-baovao faha-216

FAMINTINANA Manoloana ny fahavoazana nambara fa ho avy na efa misy ankehitriny vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia firenena maro no nanome toky fa hampihena ny entona manafàna avoakany (gaz à effets de serre, GES)), indrindra ny karbôna. Saingy mba hialàna amin’ny fanovàna ny fomba fiainany sy ny fampitomboany harena, araka ny takian’ny tanjona hanalefaka ny … Lire la suite

Le marché carbone est-il une réponse au changement climatique? – Newsletter n°216 (FR)

RÉSUMÉ Face aux dégâts annoncés ou déjà présents causés par le changement climatique, de nombreux pays se sont engagés à réduire leurs émissions de gaz à effets de serre (GES), notamment de carbone. Mais pour éviter de changer leurs manières de vivre et de s’enrichir, comme exigé par l’objectif d’atténuation du changement climatique, les plus … Lire la suite