Local residents face suffering and injusticefrom presidential road rehabilitation and construction projects – Newsletter n°223 (ENG)

Several media outlets report that, during the month of October 2024, hundreds of households in the Atsinanana and Analanjirofo regions saw their homes and agricultural fields destroyed as a result of the application of the law on expropriation for public utility for the construction of roads. It’s undeniable that improving road conditions is essential to … Lire la suite

Campaign for legal assistance to communities in the Ihorombe region

https://www.helloasso.com/associations/collectif-pour-la-defense-des-terres-malgaches-tany/collectes/campagne-pour-l-assistance-juridique-aux-communautes-de-la-region-ihorombe-1 Fundraising to support the communities of Ihorombe in the legal aspects of their struggle to defend their land. The Collectif TANY invites you to take part in its fundraising campaign to support the legal actions of communities in the Ihorombe region, affected by land grab by the Italian company Tozzi Green. These lands, covering … Lire la suite

Mizaka fahoriana sy tsy rariny ireo olona nipetraka tamin’ny toerana hisian’ny fanamboarana lalana izay voalaza fa tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika – Filazam-baovao faha-223

Mameno ny vaovao an- gazety sy haino aman-jery fa noravàna ny trano fonenana sy saha fambolen’ny mponina marobe, tokatrano aman-jatony, any amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo nandritry ny volana Oktobra 2024 satria hamboarina hono ny làlana ka hampiharina ny lalàna momba ny fanesorana ny fizakà-manana noho ny tombotsoan’ny besinimaro (expropriation pour cause d’utilité publique). Tsy … Lire la suite

Atsaharo ny fanitsakitsahana ny lalàna sy ny kolikoly ary ny fangoronan-tany ataon’ny orinasa GREEN MADA LAND ao amin’ny Nosy Sakatia – Filazam-baovao faha-221 (MLG)

Tamin’ny 12 Jolay 2023 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana ity, manoloana ny zava-misy manodidina ny fampanofana tany mandritry ny 99 taona tsy ara-dalàna nifanarahan’ny mpampiasa vola lehibe fanta-daza ao amin’ny orinasa GREEN MADA LAND sy ny manam-pahefana Malagasy, mikasika ny Nosy Sakatia ao amin’ny faritra Diana any avaratra-andrefan’i … Lire la suite

Fanombohana fanehoana amin’ny alalan’ny sary ny fangoronan-tany sy fanaovana ampihimamba ny tany (accaparements de terres) eto Madagasikara – Filazam-baovao faha-214 (MLG)

Noho ny zava-misy eto amin’ny firenena sy eran-tany amin’izao fotoana izao dia zava-dehibe, tena manan-danja mihitsy, ny fahafantaran’ny olom-pirenena rehetra ny vokatry ny fitantanana ny tanin’ny Malagasy nataon’ireo mpitondra fanjakana sy mpanapa-kevitra nifandimby. Ny Collectif TANY dia nangataka tamin’ireo mpitondra tamin’ny taona 2014 (jereo ny Filazam-baovao faha-30 : “Inventaire des terrains de l’Etat dont les droits … Lire la suite

Valiny sahaza amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro ve ny tsena karbôna? – Filazam-baovao faha-216

FAMINTINANA Manoloana ny fahavoazana nambara fa ho avy na efa misy ankehitriny vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia firenena maro no nanome toky fa hampihena ny entona manafàna avoakany (gaz à effets de serre, GES)), indrindra ny karbôna. Saingy mba hialàna amin’ny fanovàna ny fomba fiainany sy ny fampitomboany harena, araka ny takian’ny tanjona hanalefaka ny … Lire la suite