Nihaona tao Nosy Sakatia ny solontenan’ny nosy kely maro aty avaratr’i Madagasikara niofana momba ny Zon’Olombelona – Newsletter n°252 (MLG)
Ny faha-12 sy 13 jona teo no niaraka tao Nosy Sakatia ny solontenan’ny mponina avy amin’ny nosy kely maromaro sy ny fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena aty amin’ny faritra Diana niofana nanamafy ny fahalalàny momba ny Zon’Olombelona. Talohan’izay moa dia efa nisy fikambanana samihafa nifandimby nanatanteraka fampiofanana ny solontenan’ny mponina any ifotony sy ireo fikambanana tato amin’ny faritra Diana ka ny lalàna samihafa mifehy ny Fananantany eto Madagasikara sy ireo rehetra tokony ho fantatry ny … Lire la suite