ANTSO AVO HO AN’NY FILOHAM-PIRENENA – Newsletter n°224

Hampitsahatra sy hanasazy ny fanitsakitsahana ny lalana sy ny kolikoly ary ny fangoronan-tany ataon’ny orinasa GREEN MADA LAND ao amin’ny nosy Sakatia Tamin’ny 03 oktobra 2024 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana ity, nametraka fanontaniana mikasika ny fampanofana tany mandritry ny 99 taona (bail emphytéotique) nifanarahan’ny mpampiasa vola lehibe … Lire la suite

Local residents face suffering and injusticefrom presidential road rehabilitation and construction projects – Newsletter n°223 (ENG)

Several media outlets report that, during the month of October 2024, hundreds of households in the Atsinanana and Analanjirofo regions saw their homes and agricultural fields destroyed as a result of the application of the law on expropriation for public utility for the construction of roads. It’s undeniable that improving road conditions is essential to … Lire la suite

Campaign for legal assistance to communities in the Ihorombe region

https://www.helloasso.com/associations/collectif-pour-la-defense-des-terres-malgaches-tany/collectes/campagne-pour-l-assistance-juridique-aux-communautes-de-la-region-ihorombe-1 Fundraising to support the communities of Ihorombe in the legal aspects of their struggle to defend their land. The Collectif TANY invites you to take part in its fundraising campaign to support the legal actions of communities in the Ihorombe region, affected by land grab by the Italian company Tozzi Green. These lands, covering … Lire la suite

Mizaka fahoriana sy tsy rariny ireo olona nipetraka tamin’ny toerana hisian’ny fanamboarana lalana izay voalaza fa tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika – Filazam-baovao faha-223

Mameno ny vaovao an- gazety sy haino aman-jery fa noravàna ny trano fonenana sy saha fambolen’ny mponina marobe, tokatrano aman-jatony, any amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo nandritry ny volana Oktobra 2024 satria hamboarina hono ny làlana ka hampiharina ny lalàna momba ny fanesorana ny fizakà-manana noho ny tombotsoan’ny besinimaro (expropriation pour cause d’utilité publique). Tsy … Lire la suite

Atsaharo ny fanitsakitsahana ny lalàna sy ny kolikoly ary ny fangoronan-tany ataon’ny orinasa GREEN MADA LAND ao amin’ny Nosy Sakatia – Filazam-baovao faha-221 (MLG)

Tamin’ny 12 Jolay 2023 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana ity, manoloana ny zava-misy manodidina ny fampanofana tany mandritry ny 99 taona tsy ara-dalàna nifanarahan’ny mpampiasa vola lehibe fanta-daza ao amin’ny orinasa GREEN MADA LAND sy ny manam-pahefana Malagasy, mikasika ny Nosy Sakatia ao amin’ny faritra Diana any avaratra-andrefan’i … Lire la suite

Verezin-jo sy roahina amin’ny taniny ny vahoaka Malagasy mba hidiran’ny mpampiasa vola vahiny sy malagasy iray tombotsoa aminy : endrika iray isehoan’izany ny fampanofana maharitra (bail amphytéotique) tsy ara-dalàna ny Nosy Sakatia mandritra ny 99 taona amin’ny orinasa GREEN MADA LAND ary eo ambany fialofan’ny “projet présidentiel” no anaovana izany – Filazam-baovao faha-202

Taorian’ny taratasy misokatra ho an’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara momba ny fampanofana maharitra sy tsy ara-dalàna ny Nosy Sakatia izay nametrahana fanontaniana maromaro tsy nahazoana valiny tamin’ny Filoha Andry Rajoelina, dia hita fa tsy mbola misy fiovana ny fandehan-draharaha amin’izao fotoana izao satria mbola mitatao eo ambony lohan’ireo vahoaka ny fandroahana azy amin’ny taniny nohon’ny fanomezan’ny … Lire la suite