Nosy Mitsio : iza ilay mpampiasa vola vahiny ao ambadik’ilay tetikasa « Dubai » malagasy ? – Newsletter n°297 (MLG)
Ao Nosy Mitsio, tetikasa fizahantany goavana no mampametra-panontaniana. Mitaky mangarahara sy fiarovana ny tanin’ny mponina, ny zony ary ny biodiversité izahay.