Terres rares ao Ampasindava : mandà ny fitrandrahana ny mponina sy ny firaisamonim-pirenena ao DIANA – Newsletter n°293 (MLG)
Mandà ny fitrandrahana terres rares ao Ampasindava ny mponina sy ny firaisamonim-pirenena ao DIANA noho ny loza mety haterany amin’ny tany, rano, fambolena, tontolo iainana ary biodiversité.