Taratasy misokatra / Tozzi Green – Filazam-baovao faha-217 (MLG)
Taratasy misokatra · ho an’ny orinasa Tozzi Green, · ho an’ny banky belja BIO sy finlandey FINNFUND, · ho an’ny governemanta italiana Tompokolahy sy Tompokovavy. Izahay fikambanan’ny tantsaha sy fikambanan’ny firaisamonim-pirenena malagasy dia manoratra ity taratasy ity mba hampahafantarana anareo ny fampitahorana sy ny tsindry mafy mahazo ny mponina ao amin’ny kaominina Ambatolahy any amin’ny faritra Ihorombe eto … Lire la suite