Fanombohana fanehoana amin’ny alalan’ny sary ny fangoronan-tany sy fanaovana ampihimamba ny tany (accaparements de terres) eto Madagasikara – Filazam-baovao faha-214 (MLG)
Noho ny zava-misy eto amin’ny firenena sy eran-tany amin’izao fotoana izao dia zava-dehibe, tena manan-danja mihitsy, ny fahafantaran’ny olom-pirenena rehetra ny vokatry ny fitantanana ny tanin’ny Malagasy nataon’ireo mpitondra fanjakana sy mpanapa-kevitra nifandimby. Ny Collectif TANY dia nangataka tamin’ireo mpitondra tamin’ny taona 2014 (jereo ny Filazam-baovao faha-30 : “Inventaire des terrains de l’Etat dont les droits … Lire la suite