ATSAHARO NY FANDRAHONANA SY FAMPITAHORANA NYMPONINA AO NOSY SAKATIA ! – Newsletter n°243 (MLG)
Omaly alatsinainy 28 aprily hariva, dia niantso mponina iray ao Sakatia indray ny Tompon’andraikitra roa ao Nosy Be hoe ho avy hanao ilay fandrefesan-tany (levé topographique). Namaly ilay mponina fa fifampidinihana (table ronde) no nifanarahana fa hatao alohan’ny hanaovana levé topographique na tsia. Ary nangataka izy ny mba hisian’ny fampandrenesana sy fiantsoana ara-dalàna rehefa misy … Lire la suite