Ambilobe – Nosy Mitsio. Liberté provisoire obtenue pour les 6 défenseurs des terres des communautés locales – Newsletter n°232

Mesdames, Messieurs, Le déferrement au parquet de nos amis d’Ambilobe et Nosy Mitsio s’est tenu le vendredi 14 mars après-midi Les 6 défenseurs des terres sont obtenu une liberté provisoire.L’audience aura lieu le 6 mars Nous remercions vivement tous ceux et toutes celles qui ont exprimé leur soutien, de divers endroits de Madagascar et de … Lire la suite

Ambilobe – Nosy Mitsio. Nahazo fahafahana vonjimaika ireo mpiaro ny tany 6mirahalahy mianaka – Newsletter n°232 (MLG)

Tompokolahy, Tompokovavy Nivoaka ny zoma 14 febroary ny vokatry ny déferrement au parquet : Nahazo fahafahana vonjimaika ireo namana 6 mirahalahy mianaka Aminy 6 martsa ny audience Misaotra indrindra ireo rehetra nandefa teny sy mariky ny fanohanana avy amin’ny lafivalon’i Madagasikara sy avy any ivelany. Hampitaina amin’ny mponin’ny Nosy Mitsio sy Jaokamisy avokoa izy ireny. … Lire la suite

Ambilobe et Nosy Mitsio :SIX LAND DEFENDERS IN POLICE CUSTODYalways for no clearly explained reason – Newsletter n°231 (ENG)

Ladies and Gentlemen, Our friend JAOKAMISY Andriantsidiso from Ambilobe was arrested on the morning of Friday February 7 and is still in custody at the gendarmerie. Since Monday February 10, 5 Nosy Mitsio residents – AKRAM, BETOMBO, HASSAN, FAHARDINE, MAHAMODO – have also been arrested and may be handed over to the gendarmerie for investigation … Lire la suite

Ambilobe et Nosy Mitsio :SIX DÉFENSEURS DES TERRES EN GARDE À VUE…toujours sans raison clairement expliquée – Newsletter n°231

Mesdames et Messieurs, Notre ami JAOKAMISY Andriantsidiso d’Ambilobe a été interpellé le matin du vendredi 7 février  et se trouve en garde à vue  à la gendarmerie aujourd’hui encore. Depuis lundi 10 février,  5 habitants de Nosy Mitsio – AKRAM,  BETOMBO, HASSAN, FAHARDINE,  MAHAMODO – ont aussi été interpellés et vont peut-être passer en enquête de … Lire la suite

Ambilobe sy Nosy Mitsio :NAMANA ENINA (6)  MPIARO NY TANIN’NY MPONINA VOATAZONA  ATAO ANDRIMASO (GARDE À VUE). Tsy mbola mazava ny anton’izany – Newsletter n°231

Tompokolahy sy Tompokovavy, Voatana atao andrimaso ao amin’ny zandarimaria ao Ambilobe nanomboka tamin’ny zoma 7 febroary ka hatramin’izao ny namanay Jaokamisy Andriantsidiso Nanomboka tamin’ny alatsinainy 10 febroary dia notanana ao amin’ny biraon’io zandarmaria io ihany koa ny mponina 5 – AKRAM,  BETOMBO, HASSAN, FAHARDINE,  MAHAMODO  – avy any Nosy Mitsio ary mety ho hadiadiana androany. Tsy mbola … Lire la suite

VAOVAO (2) MAHAKASIKA NY NAMANA SADY MPIARA-MIASA JAOKAMISY ANDRIANTSIDISO – Newsletter n°230 (MLG)

Renay omaly hariva fa notazonin’ny zandary atao andrimaso (« garde à vue ») ny mpiara-miasa aminay Jaokamisy Andriantsidiso ka mbola ao amin’ny zandarimaria ao Ambilobe izao androany izao. Manantena izahay fa hahazo fanafahana tokoa izy rahampitso alatsinainy maraina rehefa tapitra ny fe-potoana mahakasika izany fitazonana atao andrimaso « garde à vue » izany araka ny … Lire la suite