Ou en sont les menaces qui guettent les terres des communautés locales ?

Le Collectif TANY analyse les menaces croissantes contre les droits fonciers des communautés locales à Madagascar, notamment à Nosy Mitsio et Nosy Sakatia, et propose des alternatives fondées sur le tourisme communautaire.

Antso avy amin’ny Rodoben’ny Firaisamonimpirenena ao amin’ny faritra DIANA – Newsletter n°255 (MLG)

NOSY SAKATIA : AVELAO HO AN’NY MPONINA NY NOSINDRAZANY ! Efa nivoaka tao amin’ny Gazetim-panjakanan’ny Repoblika Malagasy (journal officiel) tamin’ny taona 2019 ny fanafoanana ny fifanarahana fampanofana maharitra (bail emphytéotique) ny tany ao amin’ny Nosy Sakatia. Hatramin’izao taona 2025 izao anefa dia mbola manjavozavo ho an’ny mponin’i Sakatia ny toe-javatra. Misy ve ny tsy fanarahana-dalàna sa manana … Lire la suite

Nihaona tao Nosy Sakatia ny solontenan’ny nosy kely maro aty avaratr’i Madagasikara niofana momba ny Zon’Olombelona – Newsletter n°252 (MLG)

Ny faha-12 sy 13 jona teo no niaraka tao Nosy Sakatia ny solontenan’ny mponina avy amin’ny nosy kely maromaro sy ny fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena aty amin’ny faritra Diana niofana nanamafy ny fahalalàny momba ny Zon’Olombelona. Talohan’izay moa dia efa nisy fikambanana samihafa nifandimby nanatanteraka fampiofanana ny solontenan’ny mponina any ifotony sy ireo fikambanana tato amin’ny faritra Diana ka ny lalàna samihafa mifehy ny Fananantany eto Madagasikara sy ireo rehetra tokony ho fantatry ny … Lire la suite

REQUEST FOR TRANSPARENCY FROM NATIONAL AUTHORITIES REGARDING THE ISLANDS OF NORTHERN MADAGASCAR -Newsletter n°250 (ENG)

It is important and necessary to raise international awareness about what is happening with the small islands of northern Madagascar. In Nosy Sakatia, a round table between the island’s inhabitants, accompanied by various experts who will help them, and the Green Mada Land company together with the authorities supporting it, is the next step expected in emergency. The Prefect and Mayor failed … Lire la suite