Tsy maintsy fantarin’ny olompirenena malagasy tsara ny votoatin’ny A.P.E fifanarahana ara-toe-karena voasonia niaraka tamin’ny Vondrona Eoropeanina ny 10 jona 2026 ary toherina ny famatorana an’i Madagasikara amin’ny UPOV.

Takianay ny hamoahana ampahibemaso ny Accord de Partenariat Économique (APE) manontolo ary manohitra ny famatorana an’i Madagasikara amin’ny UPOV izay mety hanohintohina ny zon’ny tantsaha hampiasa malalaka ny masomboliny.

Vavao Bas Mangoky – Newsletter n°284

Ny talata 12 mey 2026 tolakandro no natao ny “déferrement au parquet”-n’i Madame Berthine ka “mandat de dépôt” no vokany. Ho zaraina manaraka eto ny datin’ny fitsaràna ary ny dinika mahakasika ny fitoriana azy sy ny fiampangana. Misaotra antsika amin’ny fanohanana an’i Madame Berthine sy ireo mponina tantsaha an’arivony ao amin’ny Lemak’i Bas-Mangoky. Ny Collectif … Lire la suite

Antso avo ho an’ny FANAFAHANA TSY MISY FEPETRA an’i Madame Berthine ELIGNESOA ao AMBAHILIKY sy ireo mponina mpamboly namany – Newsletter n°283

ANTSO AVO HO AN’NY FANAFAHANA TSY MISY FEPETRA AN’i Madame Berthine ELIGNESOA ao AMBAHIKILY sy IREO MPONINA MPAMBOLY NAMANY ANY BAS-MANGOKY Distrika Morombe – Faritra ATSIMO ANDREFANA Zaraina amintsika ny fanambaràna voaray avy amin’ireo fikambanana any an-toerana androany tolakandro, izay somary tara ny fanaparitahana azy satria niandry ny filazan’ny zandary ny anaran’ny olona nitory sy … Lire la suite