APE sy UPOV : nihaona ny Ministeran’ny Fambolena sy ny fikambanan’ny tantsaha momba ny fiandrianana ara-tsakafo – Newsletter n°287 (MLG)
Nihaona ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiandrianana ara-tsakafo ary ny fikambanan’ny tantsaha sy ny firaisamonim-pirenena mba hifanakalo hevitra momba ny APE, ny UPOV, ny masomboly ary ny fiandrianana ara-tsakafo eto Madagasikara.