Hampandroso ny malagasy sa hampahantra azy ny fiantsoana mpampiasa vola hisehatra amin’ny fandraharahana ara-pambolena (agribusiness) ? – Newsletter n°173
Am-bolana maro izao ny fikambanana marobe amin’ny fiarahamonim-pirenena any amin’ny faritra manerana an’i Madagasikara no manara-maso sy manahy momba ny ho avin’ny fananantanin’ny Malagasy sy ny zo fototry ny mponina taorian’ny nandanian’ny Antenimieram-pirenena ny lalàna 2021-016 fanavaozana ny lalàna 2006-031 mahakasika ny tanin’olontsotra tsy vita titra. Tao anatin’ny taratasy iray (note ministérielle) tamin’ny 25 febroary … Lire la suite