Mampikony/faritra sofia: fokonolona miisa 3.000 no miafina any anaty ala, ary efa mahatratra 39 no naiditra amponja vonjy maika vokatry ny fanenjehana nohon’ny ady tany – Newsletter n°171
FINTINA: Mponina amin’ny fokontany 10 any amin’ny distrikan’i Mampikony sy PortBergé no miaro ny zony manoloana ny orinasa COTONA Real Estate (vondrona SOCOTA) izay milaza ho nahazo titra teo amin’ny tanin’ny voanjo iray ka manala ireo mponina efa namboly teo hatramin’ny andron’ny fanjanahan-tany. Tsy omen’ny sampandraharahan’ny fananantany ny Fitsaràna ny taratasy momba ny nahazoan’ny orinasa … Lire la suite