TANDINDOMIN-DOZA NY MPONINA AO NOSY SAKATIA SY AO AMIN’NY NOSY KELY REHETRA AO AVARATR’I MADAGASIKARA – Newsletter N°228 (MLG)

Iaraha-mahalala fa nitombo ny fahalianan’ny mpampiasa vola amin’ny tany ho volena taorian’ny krizy ara-sakafo sy ara-bola eran-tany manodidina ny taona 2008 ka mitombo ny fangoronan-tany na accaparements de terre. Anisan’ny manavaka an’i Madagasikara hatramin’io vanim-potoana io ka hatramin’izao dia ny mpitondra fanjakana eto an-toerana mihitsy no manasa sy miantso ny vahiny haka ny tany malagasy. … Lire la suite

NOSY MITSIO : INONA NO “FIFANARAHANA” METY HO NATAON’NY MPAMPIASA VOLA EMIRATI  SY NY FILOHAN’NY REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA? Newsletter n°227 (MLG)

Mohamed Alabbar, mpandraharaha Emirati, dia naneho ny fahalianany hampiasa vola amin’ny sehatry ny fizahan-tany, fambolena, angovo ary fotodrafitrasa, indrindra ny làlana, nandritra ny fitsidihany an’i Madagasikara tamin’ny volana Oktobra 2024, amin’ny alalan’ny iray amin’ireo orinasany, Emaar Properties na Eagle Hills (1).  Araka ny vaovao farany dia liana manokana izy amin’ny Nosy Sainte-Marie sy Nosy Iranja. … Lire la suite

NOSY MITSIO : QUEL « DEAL » POSSIBLE ENTRE L’INVESTISSEUR EMIRATI  ET LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR ? – Newsletter n°227

L’homme d’affaire émirati Mohamed Alabbar a exprimé son intérêt pour investir dans le tourisme, l’agriculture, l’énergie et les infrastructures, notamment routières, au cours de son passage à Madagascar en octobre 2024, à travers l’une de ses sociétés, Emaar Properties ou Eagle Hills (1).  Aux dernières nouvelles, Nosy Mitsio serait la première île sur laquelle porterait … Lire la suite

NOSY MITSIO: A VERY CONCERNING UPDATE AND STRONG SUPPORT FOR THE COMMUNITY – Newsletter n°226 (ENG)

On December 18, 2024, the media outlet Africa Intelligence reported that the Chairman of the Emirati company Emaar Properties, a leading investor specializing in the development of ultra-luxurious tourist destinations, had arrived in Nosy Be and would remain there until December 25. During his stay, negotiations concerning Nosy Mitsio were expected to be finalized with … Lire la suite

NOSY MITSIO : UNE INFORMATION TRES INQUIETANTE  ET PUISSANT SOUTIEN A LA COMMUNAUTE CONCERNEE – Newsletter N°226

Le 18 décembre 2024, le media Africa Intelligence a informé que le président de la société émiratie Emaar Properties, investisseur spécialiste de la construction de sites touristiques de grand luxe,  était arrivé à Nosy Be et y séjournerait jusqu’au 25 décembre.Au cours de son passage devaient être conclues avec le président de la République Andry … Lire la suite

NOSY MITSIO : VAOVAO NANAITRA MAFY SY FANOHANANA NY MPONINA Newsletter n°226 (MG)

Ny 18 desambra teo no nisy lahatsoratra navoakan’ny filazam-baovao Africa Intelligence fa tonga ao Nosy Be, ary hipetraka ao hatraminy faha-25 desambra ny mpampiasa vola émirati (avy any Emirats Arabes Unis)  mpanamboatra toerana fizahan-tany ho an’ny manan-katao.Voalaza tao amin’ny lahatsoratra fa mandritra ity fandalovany ity no ho faranany miaraka amin’ny Filoham-pirenena  Andry Rajoelina ny fifampiraharahana … Lire la suite