Fanambaran’ny Fikambanana ao amin’ny Firaisamonim-pirenena Faritra DIANA – Newsletter n°238 (MLG)
FANAMBARANA Manoloana ny antso avo izay ataon’ireo mponina ao Sakatia, izahay OSC mivondrana ato amin’ny faritra DIANA dia manohana tanteraka ny hevitra navoakan’izy ireo ny amin’ny sihosihon-dresaka fanalana ny mponina tompotany mipetraka sy monina ao talohan’ny fanjanahan-tany sy taranak’izy ireo. Noho izany, izahay dia: Miantso ny tompon’andrikitra mahefa rehetra izahay mba hijery akaiky ity toe-draharaha … Lire la suite