Inona no fifandraisana sy fifanoherana eo amin’ny fikaondoham-pirenena momba ny fananantany sy ni fivoriambem-pirenena ho an’ny fahavitan-tena ara-tsakafo eto Madagasikara? – Filazam-baovao faha-180 (MLG)
Taratasy avy amin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy momba ny fiarovana ny fananantany tamin’ny 25 mey 2022 no nanambara ny famerenana amin’ny laoniny ny zon’ny mponina amin’ny tanin’olontsotra tsy vita titra (PPNT) izay noravàn’ny lalàna 2021-016. Ny fanamafisana izany dia tokony ho vita amin’ny fomba ofisialy amin’ny alalan’ny latsa-bato mahakasika ny lalàna vaovao izay hataon’ireo solombavambahaka sy … Lire la suite