VAOVAO MAHAKASIKANY NAMANA SADY MPIARA-MIASA AMINAYJAOKAMISY ANDRIANTSIDISO Newsletter n°229 (MLG)
Nalain’ny zandary tao an-tranony vao maraina ny namana sady mpiara-miasa aminay Jaokamisy Andriantsidiso, mpiandraikitra ny Fikambanana ao anatin’ny Firaisamonim-pirenena (OSC) Magnarigny ao Ambilobe, Faritra Diana. Hatao fanadihadiana no antony voalaza fa nitondràna azy nankany amin’ny biraon’ny zandarimaria saingy tsy fantatra ny anton’izany fanadihadiana izany. Izao tolakandro izao, misy feo milaza fa nomena fahafahana vonjimaika (liberté … Lire la suite