Inona no fifandraisana sy fifanoherana eo amin’ny fikaondoham-pirenena momba ny fananantany sy ni fivoriambem-pirenena ho an’ny fahavitan-tena ara-tsakafo eto Madagasikara? – Filazam-baovao faha-180 (MLG)

Taratasy avy amin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy momba ny fiarovana ny fananantany tamin’ny 25 mey 2022 no nanambara ny famerenana amin’ny laoniny ny zon’ny mponina amin’ny tanin’olontsotra tsy vita titra (PPNT) izay noravàn’ny lalàna 2021-016. Ny fanamafisana izany dia tokony ho vita amin’ny fomba ofisialy amin’ny alalan’ny latsa-bato mahakasika ny lalàna vaovao izay hataon’ireo solombavambahaka sy … Lire la suite

Quelles relations et contradictions entre le Colloque National sur le Foncier et la Conférence Nationale pour l’Autosuffisance Alimentaire à Madagascar ? – Newsletter n°180

Une lettre du Président de la République Malgache sur la sécurisation foncière datée du 25 mai 2022 a annoncé le rétablissement des droits fonciers des occupants des propriétés foncières privées non titrées (PPNT) qui avaient été mis à mal par la loi 2021-016. La confirmation devrait être officialisée par le vote d’un nouveau texte par les … Lire la suite

Ny fampitambaram-pambolena (na« agrégation agricole ») ao anatin’ny paikadim-pirenena momba ny fambolena fehezin’ny mpangoron-karena (“stratégie nationale de l’agribusiness”) eto Madagasikara – Newsletter n°179

FAMINTINANA Ny Fampitambaram-pambolena (« Agrégation agricole ») dia làlan-tsaina vaovao naroson’ny Minisiteran’ny Fambolena, ny Fiompiana ary ny Jono hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo, ary ny « Agribusiness » (Fambolena fehezin’ny pangoron-karena) no maodelim-pambolena hampiroboroboana sy hanovàna ny sehatry ny fambolena malagasy. Ny « Agrégation agricole » na Fampitambaram-pambolena dia miantehatra amin’ny fifanarahana vita sonia eo amin’ireo kaoperativan-tantsaha (mpamboly, mpiompy na mpanjono) izay … Lire la suite

Les institutions financières internationales visent-elles la diminution de la pauvrete des malagasy ou le contraire ? – Newsletter n°178

Pendant que l’opinion publique s’inquiète du contenu final des amendements à la nouvelle loi foncière relative aux propriétés privées non titrées (1), qui devraient être adoptés au cours de la session parlementaire en cours, un document de la Société Financière Internationale (SFI) et de la Banque Mondiale intitulé « Diagnostic du Secteur Privé – Créer des … Lire la suite

Mikendry ny hampihena ny fahantran’ny malagasy marina ve ireo mpandraharaha ara-bola iraisam-pirenena sa ny mifanohitra amin’izany ? – Newsletter n°178

Raha mbola eo am-pitaintainana momba ny hiafaràn’ny votoatin’ny fanitsiana an’ilay lalàna vaovao mikasika ny tanin’olon-tsotra tsy vita titra (1) izay tokony holaniana mandritr’ity fivorian’ny Parlemanta mizotra ity ny rehetra, dia misy rakitra navoakan’ny Société Financière Internationale sy ny Banky Iraisam-pirenena (Banque Mondiale) tamin’ny Desambra 2021 mitondra ny lohateny hoe Diagnostic du Secteur Privé – Créer … Lire la suite

Do the international financial institutions want to reduce poverty among the malagasy people or the opposite? – Newsletter n°178

While public opinion in Madagascar is worried about the final content of the amendments to the new land law regarding untitled private property (1), which are expected to be adopted during the current parliamentary session, a document from the International Finance Corporation (IFC) and the World Bank entitled “Country Private Sector Diagnostic (CPSD) report – … Lire la suite