Lettre ouverte à monsieur le Président de la Refondation de Madagascar : La redevabilité envers les citoyens malagasy, le respect de leurs droits souverains sur les ressources naturelles locales, et la sauvegarde de la souveraineté nationale doivent être au cœur de la refondation nationale. – Newsletter n°273

Le Collectif TANY alerte sur les nouvelles menaces pesant sur les terres malgaches et appelle à une gouvernance foncière juste, transparente et respectueuse des communautés.

Nihaona tao Nosy Sakatia ny solontenan’ny nosy kely maro aty avaratr’i Madagasikara niofana momba ny Zon’Olombelona – Newsletter n°252 (MLG)

Ny faha-12 sy 13 jona teo no niaraka tao Nosy Sakatia ny solontenan’ny mponina avy amin’ny nosy kely maromaro sy ny fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena aty amin’ny faritra Diana niofana nanamafy ny fahalalàny momba ny Zon’Olombelona. Talohan’izay moa dia efa nisy fikambanana samihafa nifandimby nanatanteraka fampiofanana ny solontenan’ny mponina any ifotony sy ireo fikambanana tato amin’ny faritra Diana ka ny lalàna samihafa mifehy ny Fananantany eto Madagasikara sy ireo rehetra tokony ho fantatry ny … Lire la suite

La souveraineté alimentaire menacée par le protocole d’accord signé avec le groupe israélien LR group Ltd – Newsletter n°251

Résumé Selon les organisations paysannes, la réalisation d’une souveraineté alimentaire à Madagascar, nécessite actuellement en priorité : • le renforcement du contrôle des paysans producteurs sur leurs terres, • la prise de décisions majeures augmentant l’accès à la terre des femmes, des jeunes et des ménages vulnérables « sans terre » promises par le président de la République Andry Rajoelina … Lire la suite

Madagasikara. Mitohy ny Tolona ho an’ny Fahaleovan-tena sy ny Fiandrianam-pirenena eo amin’ny Tany.  Newsletter n°249 (MLG)

Lahatsoratra nivoaka tao amin’ny AVP – Les autres voix de la planète, Dette et Souveraineté alimentaire, CADTM, 2024, pejy 42-45. Madagasikara dia Nosy lehibe mirefy 587 000 km2, mitovy velarana amin’i Frantsa sy ny Benelux mitambatra. Firenena manan-karena amin’ny zava-manan’aina sy harena an-kibon’ny tany ahitana akora mineraly sarobidy sy vato soa. Saingy ny vinan’ireo mpitondra nifandimby sy ny politikam-panjakana nampiharina vao mainka mampitombo ny fahantran’ny mponina mi-isa 28 tapitrisa. … Lire la suite

Fiangaviana sy hafatra ho an’ny solombavam-bahoakan’i Madagasikara – Newsletter n°248 (MLG)

Faly miarahaba anareo Solombavambahoakan’i Madagasikara rehetra izahay fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena misehatra eo amin’ny fananantany mandefa ity taratasy ity. Misy teboka lehibe mety hatolotra handraisanareo fanapaha-kevitra mandritr’ity fivoriana (session) ity. Heverinay fa goavana manokana ny andraikitra ho raisinareo amin’izany sady saro-pady satria mety haningotra ny fiandrianam- pirenena eo amin’ny tanindrazantsika, ka mamelà anay hisintona ny … Lire la suite

FANANGONANA SONIA : Handao hamonjy ny ankizy ao amin’ireo nosy avaratr’i Madagasikara mba ho fanajàna ny zo fototra – Newsletter n°246 (MLG)

Tompokolahy, Tompokovavy, Ry namana, Handao hamonjy ny ankizy ao amin’ireo nosy avaratr’i Madagasikara mba ho fanajàna ny zo fototra. Ny Collectif TANY, sy ireo olona ary fikambanana miray hina amin’ny mponina amin’izao fotoana izao ao amin’ireo nosy kely avaratr’i Madagasikara, dia manasa ny olompirenena erantany hanasonia ity fitakiana mitolaka amin’Atoa Andry Rajoelina, filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara … Lire la suite