VAOVAO (2) MAHAKASIKA NY NAMANA SADY MPIARA-MIASA JAOKAMISY ANDRIANTSIDISO – Newsletter n°230 (MLG)
Renay omaly hariva fa notazonin’ny zandary atao andrimaso (« garde à vue ») ny mpiara-miasa aminay Jaokamisy Andriantsidiso ka mbola ao amin’ny zandarimaria ao Ambilobe izao androany izao. Manantena izahay fa hahazo fanafahana tokoa izy rahampitso alatsinainy maraina rehefa tapitra ny fe-potoana mahakasika izany fitazonana atao andrimaso « garde à vue » izany araka ny … Lire la suite