Mitombo hatrany ny fahasahiranan-tsaina sy ahiahin’ny mponina ao Nosy Sakatia momba ny tanin-drazany sy ny hoaviny – Newsletter n°247 (MLG)
Maro amintsika no efa mahafantatra ny olan’ny mponina ao amin’ny Nosy Sakatia izay efa nitoetra teo amin’io nosy io ny razambeny hatramin’ny talohan’ny fanjanahan-tany. Nataon’ny mpitondra fanjakàna « Réserve Foncière Touristique » ny ampahan’ny tany ao. Nisy fifanaraham-panofàna tany mandritry ny 50 taona (« bail emphytéotique ») nifanaovan’ny fanjakàna tamin’ny orinasa Green Mada Land tamin’ny taona 2016 ka nasaina … Lire la suite