Tsy maintsy ampidirina ao anatin’ny fanapahan-kevitra ifanarahana mandritra ny vanim-potoanan ‘ny  teteza-mita sy ny fanavaozana ny fametrahana fepetra hentitra ho fiarovana ny tany malagasy – Newsletter n°269 (MLG)

Iray vola sy tapany taorian’ny 25 Septambra 2025, izay nanombohan’ny hetsika manan-danja eo amin’ny tantaran’i Madagasikara nataon’ny tanora sy ireo hery mpanohana ny demokrasia ary herinandro mahery kely taorian’ny nanendrena ny governemanta voalohany tao amin’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, dia maro ny olom-pirenena, no maneho ny ahiahiny  momba ny tena fandrosoan’ny toe-draharaham-pirenena mankany amin’ny fanovana … Lire la suite

La mise en place de balises solides pour la défense des terres malgaches doit figurer dans les décisions urgentes de la période de transition-refondation – Newsletter n°269

Six semaines après le 25 septembre 2025, début de la mobilisation historique des jeunes et de diverses forces pro-démocratiques de Madagascar et une semaine après la nomination du premier gouvernement de la Refondation de la République de Madagascar, beaucoup de citoyens  émettent des doutes, à juste titre, quant à l’évolution de la situation nationale vers … Lire la suite

Pour que le respect des droits humains figure parmi les premiers critères dans le choix des nouveaux dirigeants de Madagascar – Newsletter n°268

Le Collectif TANY dénonce les expulsions de centaines d’habitants à Ampalaha – Soavinandriana – Itasy, impliquant la famille du nouveau Premier ministre. Il appelle à faire du respect des droits humains un critère prioritaire de gouvernance

MBA HO OLONA AZO ANTOKA AMIN’NY FANAJANA NY ZON’OLOMBELONA ANIE NO HOMENA ANDRAIKITRA HITANTANA ETO MADAGASIKARA – Newsletter n°268 (MLG)

Mponina ao Ampalaha Itasy mitaky ny zon’izy ireo amin’ny tany nalaina tsy ara-drariny

Mampahery ny mponina ao Ampalaha – Soavinandriana – Itasy ny Collectif TANY amin’ny ady ataony hisintonana ny zon’izy ireo sy hanamelohana ny fakàna tany tsy ara-drariny ataon’ny olona manam-pahefana.

A GLANCE AT THE SITUATION OF THE INHABITANTS OF THE IHOROMBE REGION WHOSE LANDS HAVE BEEN LEASED BY THE STATE TO THE COMPANY TOZZI GREEN – Newsletter n°267 (ENG)

Officials of the Malagasy state have leased land in three municipalities of the Ihorombe region to the company Tozzi Green for 30 years. Numerous studies have shown the pressures and manipulations exerted by the authorities, at all levels, to force local communities to accept the company’s land use. Some residents refused to the end. Others, … Lire la suite

Topi-maso amin’ny zava-manjo ny mponina any amin’Ny fAritra ihorombe izay nampanofan’ny fanjakana ny orinasa Tozzi Green ny taniny – Newsletter n°267 (MLG)

Nampanofain’ny Fanjakàna malagasy mandritry ny 30 taona tamin’ny orinasa Tozzi Green ny tany ao amin’ny Kaominina telo anatin’ny faritra Ihorombe. Maro ny fandalinana nampiseho ny tsindry sy fitapitaka samihafa  nampiasain’ny manam-pahefàna isa-tsokajiny nahatonga ny mponina voatery namela ny taniny ho ampiasain’ny orinasa. Nisy ny nandà hatramin’ny farany. Misy amin’ireo nanaiky kosa no milaza fa manenina … Lire la suite