FITAKIANA NY MANGARAHARA AMIN’NY MANAM-PAHEFANA AO AMIN’NY FANJAKANA FOIBE MOMBA IREO NOSY KELY ANY AVARATR’I MADAGASIKARA – Newsletter n°250 (MLG)
Manan-danja sady ilaina ny fizaràna amin’ny vahoaka eran-tany ny zava-misy manodidina ireo nosy kely ao avaratr’i Madagasikara. Ny ao Nosy Sakatia moa izao dia LATABATRA BORIBORY (table ronde)eo amin’ny mponina sy ny mpahay lalàna samihafa hanampy azy amin’ny andaniny, ary ny orinasa Green Mada Land sy ny manam-pahefàna mpanohana azy amin’ny ankilany, no dingana manarakamaika. Rehefa tsy namaly ny fanasàn’ ireo mpanolo-tsaina … Lire la suite