FETE DES ELEVEURS DE ZEBUS DU PLATEAU D’IHOROMBE – Newsletter n°289

Ny zoma 17 Jolay izao no hanatanteraka FETY LEHIBE ao NANARENA, commune Ambatolahy, distrika Ihosy, faritra Ihorombe, ny Fikambanan’ny Mpiompy Omby Tampon’Ihorombe sy ny Komity Miaro ny Tany Tampon’Ihorombe izay handraisan’ny fokonolona rehetra eo amin’ny manodidina anjara ary hatrehin’ny manam-pahefana isa-tsokajiny.

Le vendredi 17 juillet, l’Association des Eleveurs de Zébus du Plateau d’Ihorombe et le Comité de
Défense des Terres du Plateau d’Ihorombe organisent une grande fête à Nanarena (commune
d’Ambatolahy, district d’Ihosy, région d’Ihorombe). L’événement mobilisera l’ensemble des fokonolona
(communautés locales) et verra la participation de représentants des autorités nationales et locales.