Mby aiza ny ambana mitily ny tanin’ny mponinamalagasy any ifotony ?

Mandinika ny tranga farany amin’ny fakàna tany sy ny tetikasa fizahan-tany any Nosy Mitsio sy Nosy Sakatia ny Collectif TANY, ary manolotra vahaolana amin’ny alalan’ny tourisme communautaire.

News about Nosy Sakatia and reflections on Madagascar’s tourist land reserves – Newsletter n°270 (ENG)

Collectif TANY analyses the Nosy Sakatia Tourist Land Reserve, its links with the World Bank PIC and Green Mada Land, and its consequences on community land rights and land restitution.

Nouvelles de Nosy Sakatia et réflexions sur les R.F.T. (réserves foncières touristiques) – Newsletter n°270

Nosy Sakatia Source BD 100_FTM 2021 Projection Laborde_Grid 102590 Du 10/08/2025

Le Collectif TANY alerte sur la RFT d’Ampasindava-Sakatia, les impacts sur les droits des habitants et l’influence du PIC et de Green Mada Land. Analyse et propositions.

Vaovao momba ny NOSY SAKATIA sy dinidinika mahakasika ny R.F.T. (Réserves Foncières Touristiques) – Newsletter n°270 (MLG)

Mampitandrina ny Collectif TANY fa ny RFT ao Ampasindava-Sakatia dia manohintohina ny zon’ny mponina sy ny tany masina. Mitaky fanafoanana fifanarahana sy fanavaozana mangarahara izahay.

The establishment of solid guidelines for the defense of Madagascar’s land must be included in the urgent decisions of the transition-refoundation period. – Newsletter n°269 (ENG)

Six weeks after September 25, 2025, the start of the historic mobilization of young people and various pro-democracy forces in Madagascar, and one week after the appointment of the first government of the Refoundation of the Republic of Madagascar, many citizens are rightly expressing doubts about the evolution of the national situation towards the changes … Lire la suite

Tsy maintsy ampidirina ao anatin’ny fanapahan-kevitra ifanarahana mandritra ny vanim-potoanan ‘ny  teteza-mita sy ny fanavaozana ny fametrahana fepetra hentitra ho fiarovana ny tany malagasy – Newsletter n°269 (MLG)

Iray vola sy tapany taorian’ny 25 Septambra 2025, izay nanombohan’ny hetsika manan-danja eo amin’ny tantaran’i Madagasikara nataon’ny tanora sy ireo hery mpanohana ny demokrasia ary herinandro mahery kely taorian’ny nanendrena ny governemanta voalohany tao amin’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, dia maro ny olom-pirenena, no maneho ny ahiahiny  momba ny tena fandrosoan’ny toe-draharaham-pirenena mankany amin’ny fanovana … Lire la suite