Fampiatoana ny tataon-ketra amin’ny vary avy any ivelany : aiza ny politika hiarovana ny tantsaha malagasy ? – Newletter n°295 (MLG)
Manahy izahay amin’ny fampiatoana ny tataon-ketra amin’ny vary avy any ivelany. Mitaky politika mazava hiarovana ny tantsaha sy ny fiandrianana ara-tsakafo eto Madagasikara izahay.