QMM Rio Tinto : antso amin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika mba hampandoavana ny onitra ho an’ireo fianakaviana 27 ao Andranokana – Newsletter n°294 (MLG)
Miangavy ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika izahay handray andraikitra mba hanajan’ny QMM Rio Tinto ny didim-pitsarana sy handoavany ny onitra tokony ho azon’ireo fianakaviana 27 ao Andranokana.