Madagasikara. Fintina sy famakafakana ireo teboka misongadina voalazan’ny lalana laharana 2021-016 mifehy ny tanin’olon-tsotra tsy vita titra – Newsletter n°170

Ho fanohizana ny Antso fanairana mahakasika ny lalàna vaovao momban’ny fananantany, dia manao famakafakana teboka telo izay misongadina ao amin’ny votoatiny ny firaisamonim-pirenena ao anatin’ity fanehoan-kevitra ity.  Ny lalàna 2021-016 [1] dia manitsy ny lalàna laharana 2006-031 mahakasika ny tanin’olon-tsotra tsy vita titra. Araka ny voalaza ao amin’ny Famelabelarana ny antonantony, ny votoatin’ity lalàna vaovao ity dia ny … Lire la suite