Verezin-jo sy roahina amin’ny taniny ny vahoaka Malagasy mba hidiran’ny mpampiasa vola vahiny sy malagasy iray tombotsoa aminy : endrika iray isehoan’izany ny fampanofana maharitra (bail amphytéotique) tsy ara-dalàna ny Nosy Sakatia mandritra ny 99 taona amin’ny orinasa GREEN MADA LAND ary eo ambany fialofan’ny “projet présidentiel” no anaovana izany – Filazam-baovao faha-202
Taorian’ny taratasy misokatra ho an’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara momba ny fampanofana maharitra sy tsy ara-dalàna ny Nosy Sakatia izay nametrahana fanontaniana maromaro tsy nahazoana valiny tamin’ny Filoha Andry Rajoelina, dia hita fa tsy mbola misy fiovana ny fandehan-draharaha amin’izao fotoana izao satria mbola mitatao eo ambony lohan’ireo vahoaka ny fandroahana azy amin’ny taniny nohon’ny fanomezan’ny … Lire la suite