Antso avy amin’ny Rodoben’ny Firaisamonimpirenena ao amin’ny faritra DIANA – Newsletter n°255 (MLG)
NOSY SAKATIA : AVELAO HO AN’NY MPONINA NY NOSINDRAZANY ! Efa nivoaka tao amin’ny Gazetim-panjakanan’ny Repoblika Malagasy (journal officiel) tamin’ny taona 2019 ny fanafoanana ny fifanarahana fampanofana maharitra (bail emphytéotique) ny tany ao amin’ny Nosy Sakatia. Hatramin’izao taona 2025 izao anefa dia mbola manjavozavo ho an’ny mponin’i Sakatia ny toe-javatra. Misy ve ny tsy fanarahana-dalàna sa manana … Lire la suite