Ambilobe et Nosy Mitsio :SIX DÉFENSEURS DES TERRES EN GARDE À VUE…toujours sans raison clairement expliquée – Newsletter n°231

Mesdames et Messieurs, Notre ami JAOKAMISY Andriantsidiso d’Ambilobe a été interpellé le matin du vendredi 7 février  et se trouve en garde à vue  à la gendarmerie aujourd’hui encore. Depuis lundi 10 février,  5 habitants de Nosy Mitsio – AKRAM,  BETOMBO, HASSAN, FAHARDINE,  MAHAMODO – ont aussi été interpellés et vont peut-être passer en enquête de … Lire la suite

Ambilobe sy Nosy Mitsio :NAMANA ENINA (6)  MPIARO NY TANIN’NY MPONINA VOATAZONA  ATAO ANDRIMASO (GARDE À VUE). Tsy mbola mazava ny anton’izany – Newsletter n°231

Tompokolahy sy Tompokovavy, Voatana atao andrimaso ao amin’ny zandarimaria ao Ambilobe nanomboka tamin’ny zoma 7 febroary ka hatramin’izao ny namanay Jaokamisy Andriantsidiso Nanomboka tamin’ny alatsinainy 10 febroary dia notanana ao amin’ny biraon’io zandarmaria io ihany koa ny mponina 5 – AKRAM,  BETOMBO, HASSAN, FAHARDINE,  MAHAMODO  – avy any Nosy Mitsio ary mety ho hadiadiana androany. Tsy mbola … Lire la suite

VAOVAO (2) MAHAKASIKA NY NAMANA SADY MPIARA-MIASA JAOKAMISY ANDRIANTSIDISO – Newsletter n°230 (MLG)

Renay omaly hariva fa notazonin’ny zandary atao andrimaso (« garde à vue ») ny mpiara-miasa aminay Jaokamisy Andriantsidiso ka mbola ao amin’ny zandarimaria ao Ambilobe izao androany izao. Manantena izahay fa hahazo fanafahana tokoa izy rahampitso alatsinainy maraina rehefa tapitra ny fe-potoana mahakasika izany fitazonana atao andrimaso « garde à vue » izany araka ny … Lire la suite

INFORMATION (2) SUR NOTRE COLLÈGUE ET AMI JAOKAMISY ANDRIANTSIDISO – Newsletter N°230

Nous avons appris en fin de journée que notre collègue Jaokamisy Andriantsidiso a fait l’objet d’une garde à vue et se trouve toujours dans les locaux de la gendarmerie d’Ambilobe. Nous espérons qu’il retrouvera effectivement la liberté demain lundi matin à la fin de la durée légale de la garde à vue 9 février 2025, … Lire la suite

INFORMATIONS CONCERNANT NOTRE AMI ET COLLÈGUE JAOKAMISY ANDRIANTSIDISO Newsletter n°229

Notre collaborateur et ami Jaokamisy Andriantsidiso, responsable de l’OSC Magnarigny, Ambilobe, Région Diana, a été interpelé par la gendarmerie ce matin tôt chez lui. II a été emmené dans les locaux de la gendarmerie pour « enquêtes » dont les raisons ne sont pas claires pour le moment.Cet après-midi, on nous a appris qu’il a … Lire la suite

VAOVAO MAHAKASIKANY NAMANA SADY MPIARA-MIASA AMINAYJAOKAMISY ANDRIANTSIDISO Newsletter n°229 (MLG)

Nalain’ny zandary tao an-tranony vao maraina ny namana sady mpiara-miasa aminay Jaokamisy Andriantsidiso, mpiandraikitra ny Fikambanana ao anatin’ny Firaisamonim-pirenena (OSC) Magnarigny ao Ambilobe, Faritra Diana. Hatao fanadihadiana no antony voalaza fa nitondràna azy nankany amin’ny biraon’ny zandarimaria saingy tsy fantatra ny anton’izany fanadihadiana izany. Izao tolakandro izao, misy feo milaza fa nomena fahafahana vonjimaika (liberté … Lire la suite