Miainga amin’ny lalàna vaovao 2022-013 mikasika ny tanin’olon-tsotra tsy vita faritra PPNT – ka hatrany amin’ny faritra fisandratana (zines d’émergence): samia malina hatrany! – Filazam-baovao faha-185 (MLG)
Mirary ny soa indrindra ho anao izahay amin’izao taona vaovao izao, na dia ahiana tsy ho mora aza ity taona ity. Misy fanapahan-kevitra sasantsasany noraisin’ny Fanjakana Malagasy tato anatin’ny volana vitsivitsy izay amin’ny volana na taona ao aoriana mihitsy aza no ho tsapa ny vokany. Nampihozongozona sy nahatezitra mafy ny mpisehatra rehetra momba ny fananan-tany eto … Lire la suite