NOSY MITSIO : INONA NO “FIFANARAHANA” METY HO NATAON’NY MPAMPIASA VOLA EMIRATI SY NY FILOHAN’NY REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA? Newsletter n°227 (MLG)
Mohamed Alabbar, mpandraharaha Emirati, dia naneho ny fahalianany hampiasa vola amin’ny sehatry ny fizahan-tany, fambolena, angovo ary fotodrafitrasa, indrindra ny làlana, nandritra ny fitsidihany an’i Madagasikara tamin’ny volana Oktobra 2024, amin’ny alalan’ny iray amin’ireo orinasany, Emaar Properties na Eagle Hills (1). Araka ny vaovao farany dia liana manokana izy amin’ny Nosy Sainte-Marie sy Nosy Iranja. … Lire la suite