NOSY MITSIO : VAOVAO NANAITRA MAFY SY FANOHANANA NY MPONINA Newsletter n°226 (MG)
Ny 18 desambra teo no nisy lahatsoratra navoakan’ny filazam-baovao Africa Intelligence fa tonga ao Nosy Be, ary hipetraka ao hatraminy faha-25 desambra ny mpampiasa vola émirati (avy any Emirats Arabes Unis) mpanamboatra toerana fizahan-tany ho an’ny manan-katao.Voalaza tao amin’ny lahatsoratra fa mandritra ity fandalovany ity no ho faranany miaraka amin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny fifampiraharahana … Lire la suite