Mizaka fahoriana sy tsy rariny ireo olona nipetraka tamin’ny toerana hisian’ny fanamboarana lalana izay voalaza fa tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika – Filazam-baovao faha-223
Mameno ny vaovao an- gazety sy haino aman-jery fa noravàna ny trano fonenana sy saha fambolen’ny mponina marobe, tokatrano aman-jatony, any amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo nandritry ny volana Oktobra 2024 satria hamboarina hono ny làlana ka hampiharina ny lalàna momba ny fanesorana ny fizakà-manana noho ny tombotsoan’ny besinimaro (expropriation pour cause d’utilité publique). Tsy … Lire la suite