Ny fampitambaram-pambolena (na« agrégation agricole ») ao anatin’ny paikadim-pirenena momba ny fambolena fehezin’ny mpangoron-karena (“stratégie nationale de l’agribusiness”) eto Madagasikara – Newsletter n°179
FAMINTINANA Ny Fampitambaram-pambolena (« Agrégation agricole ») dia làlan-tsaina vaovao naroson’ny Minisiteran’ny Fambolena, ny Fiompiana ary ny Jono hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo, ary ny « Agribusiness » (Fambolena fehezin’ny pangoron-karena) no maodelim-pambolena hampiroboroboana sy hanovàna ny sehatry ny fambolena malagasy. Ny « Agrégation agricole » na Fampitambaram-pambolena dia miantehatra amin’ny fifanarahana vita sonia eo amin’ireo kaoperativan-tantsaha (mpamboly, mpiompy na mpanjono) izay … Lire la suite