Fanazavana sy fanitsiana – Filazam-baovao faha-181 (MLG)
Manoloana ny lahatsoratra an-gazety sy fanambaràna tato ho ato izay mirona amin’ny filazàna fa ny fizaràna kara-tany dia midika ho fizaràna tany ho an’ireo nisitraka izany, dia manao izao fanazavàna sy fanitisiana izao ny fikambanana TANY mba hialàna amin’ny manjavozavo. Ny kara-tany dia taratasy omena ireo olona mipetraka amin’ny tanin’olon-tsotra tsy vita titra (PPNT) mba … Lire la suite