Ambilobe – Nosy Mitsio : AFAKA MADIODIO NOHO NY FISALASALANA IREO MPIARO NY TANIN’NY MPONINA ANY IFOTONY 6 MIRAHALAHY MIANAKA – Newsletter n°234 (MLG)
Tompokolahy, Tompokovavy, Niakatra fitsaràna taminy 6 martsa ireo 6 mirahalahy mianaka avy any Nosy Mitsio sy Ambilobe mpiaro ny tanin’ny mponina any ifotony. “Nanambara na nanaparitaka vaovao tsy marina” no antony nisamborana azy ireo Afaka madiodio noho ny fisalasalana izy enina mirahalahy mianaka. Koa sady maneho hafaliana izahay no misaotra sy mankasitraka ireo olona sy … Lire la suite