Ambilobe – Nosy Mitsio. Nahazo fahafahana vonjimaika ireo mpiaro ny tany 6mirahalahy mianaka – Newsletter n°232 (MLG)

Tompokolahy, Tompokovavy

Nivoaka ny zoma 14 febroary ny vokatry ny déferrement au parquet :

Nahazo fahafahana vonjimaika ireo namana 6 mirahalahy mianaka

Aminy 6 martsa ny audience

Misaotra indrindra ireo rehetra nandefa teny sy mariky ny fanohanana avy amin’ny lafivalon’i Madagasikara sy avy any ivelany. Hampitaina amin’ny mponin’ny Nosy Mitsio sy Jaokamisy avokoa izy ireny.

Mbola hitohy ny raharaha fa faly aloha isika satria afaka hamonjy ny fianakaviany sy afaka hiala sasatra kely ireo namana

Mirary soa ho antsika rehetra

14 febroary 2025
Ny Collectif TANY