Atsaharo ny fanitsakitsahana ny lalàna sy ny kolikoly ary ny fangoronan-tany ataon’ny orinasa GREEN MADA LAND ao amin’ny Nosy Sakatia – Filazam-baovao faha-221 (MLG)

Tamin’ny 12 Jolay 2023 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana ity, manoloana ny zava-misy manodidina ny fampanofana tany mandritry ny 99 taona tsy ara-dalàna nifanarahan’ny mpampiasa vola lehibe fanta-daza ao amin’ny orinasa GREEN MADA LAND sy ny manam-pahefana Malagasy, mikasika ny Nosy Sakatia ao amin’ny faritra Diana any avaratra-andrefan’i … Lire la suite