TANDINDOMIN-DOZA NY MPONINA AO NOSY SAKATIA SY AO AMIN’NY NOSY KELY REHETRA AO AVARATR’I MADAGASIKARA – Newsletter N°228 (MLG)

Iaraha-mahalala fa nitombo ny fahalianan’ny mpampiasa vola amin’ny tany ho volena taorian’ny krizy ara-sakafo sy ara-bola eran-tany manodidina ny taona 2008 ka mitombo ny fangoronan-tany na accaparements de terre. Anisan’ny manavaka an’i Madagasikara hatramin’io vanim-potoana io ka hatramin’izao dia ny mpitondra fanjakana eto an-toerana mihitsy no manasa sy miantso ny vahiny haka ny tany malagasy. … Lire la suite

Accaparement des Terres à Madagascar – Echos et témoignages du terrain – 2013