QMM Rio Tinto : fanohanana sy firaisankina amin’ny mponina mitolona ao amin’ny faritra Anosy – Newsletter n°294 (MLG)
Manoloana ny fiantraikan’ny fitrandrahana ataon’ny QMM Rio Tinto ao Anosy, dia manohana ireo mponina mitolona ho an’ny taniny, ny tontolo iainany ary ny fanajana ny zony izahay.