REQUEST FOR TRANSPARENCY FROM NATIONAL AUTHORITIES REGARDING THE ISLANDS OF NORTHERN MADAGASCAR -Newsletter n°250 (ENG)

It is important and necessary to raise international awareness about what is happening with the small islands of northern Madagascar. In Nosy Sakatia, a round table between the island’s inhabitants, accompanied by various experts who will help them, and the Green Mada Land company together with the authorities supporting it, is the next step expected in emergency. The Prefect and Mayor failed … Lire la suite

FITAKIANA NY MANGARAHARA AMIN’NY MANAM-PAHEFANA AO AMIN’NY FANJAKANA FOIBE MOMBA IREO NOSY KELY ANY AVARATR’I MADAGASIKARA – Newsletter n°250 (MLG)

Manan-danja sady ilaina ny fizaràna amin’ny vahoaka eran-tany ny zava-misy manodidina ireo nosy kely ao avaratr’i Madagasikara. Ny ao Nosy Sakatia moa izao dia LATABATRA BORIBORY (table ronde)eo amin’ny mponina sy ny mpahay lalàna samihafa hanampy azy amin’ny andaniny, ary ny orinasa Green Mada Land sy ny manam-pahefàna mpanohana azy amin’ny ankilany, no dingana manarakamaika. Rehefa tsy namaly ny fanasàn’ ireo mpanolo-tsaina … Lire la suite

DEMANDE DE TRANSPARENCE ADRESSEE AUX AUTORITÉS CENTRALES MALAGASY CONCERNANT LES PETITES ÎLES DU NORD DE MADAGASCAR – Newsletter n°250

Partager avec l’opinion publique internationale l’évolution des faits relatifs aux petites îles du nord de Madagascar est important et nécessaire. Actuellement, à Nosy Sakatia, la tenue d’une table ronderéunissant les habitants de l’île accompagnés par différents experts qui vont les aider d’un côté, et l’entreprise Green Mada Land ainsi que les autorités qui la soutiennent de l’autre, constitue la prochaine étape urgente. Lorsque le Préfet et … Lire la suite

Les habitants de Nosy Sakatia sont de plus en plus préoccupés et inquiets pour leurs terres ancestrales et pour leur avenir. Newsletter n°247

Beaucoup d’entre nous sont déjà informés des problèmes que rencontrent les habitants de l’île de Sakatia, dont les ancêtres vivaient sur l’île depuis l’époque précoloniale. Le gouvernement a transformé une partie des terres en « réserve foncière touristique ». Un contrat de location des terres d’une durée de 50 ans (« bail emphytéotique ») a été signé entre le gouvernement et la société … Lire la suite

Fiangaviana sy hafatra ho an’ny solombavam-bahoakan’i Madagasikara – Newsletter n°248 (MLG)

Faly miarahaba anareo Solombavambahoakan’i Madagasikara rehetra izahay fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena misehatra eo amin’ny fananantany mandefa ity taratasy ity. Misy teboka lehibe mety hatolotra handraisanareo fanapaha-kevitra mandritr’ity fivoriana (session) ity. Heverinay fa goavana manokana ny andraikitra ho raisinareo amin’izany sady saro-pady satria mety haningotra ny fiandrianam- pirenena eo amin’ny tanindrazantsika, ka mamelà anay hisintona ny … Lire la suite

Mitombo hatrany ny fahasahiranan-tsaina sy ahiahin’ny mponina  ao Nosy Sakatia momba ny tanin-drazany sy ny hoaviny – Newsletter n°247 (MLG)

Maro amintsika no efa mahafantatra ny olan’ny mponina ao amin’ny Nosy Sakatia izay efa nitoetra teo amin’io nosy io ny razambeny hatramin’ny talohan’ny fanjanahan-tany. Nataon’ny mpitondra fanjakàna « Réserve Foncière Touristique » ny ampahan’ny tany ao.    Nisy fifanaraham-panofàna tany mandritry ny 50 taona (« bail emphytéotique ») nifanaovan’ny fanjakàna tamin’ny orinasa Green Mada Land tamin’ny taona 2016 ka nasaina … Lire la suite