FANAMBARAN’NY COLLECTIF TANY MIKASIKA NY HETSIKY NY VAHOAKA MALAGASYNANOMBOKA TAMINY 25 SEPTAMBRA 2025- Newsletter n°265 (MLG)
Nalaza eran-tany fa nanomboka taminy faha-25-n’ny volana Septambra dia nanapa-kevitra haneho ny tsy fahazakàny intsony ny tsy rariny sy ny fiafiana mihoatry ny loha ny tanora malagasy ka nidina an-dalambe mba hampitsaharana ny fahatapahan’ny herinaratra sy rano mandritry ny fotoana lava dia lava isan’andro efa hatramin’ny volana maro. Eto Madagasikara mantsy, afaka mividy sy manana … Lire la suite