Fanambarana mahakasika tan-tsoroka ara-bola voaray tamin’ny taona 2019 – Filazam-baovao faha-188 (MLG)
Taorian’ny filazana tarehim-bola diso mahakasika fanampiana avy amin’ny mpiara-miombon’antoka izay noresahin’ny olona iray nandritra ny fifanakalozan-kevitra mikasika ny tetikasa fitrandrahana harena ankibon’ny tany Base Toliara tao amin’ny fandaharana DON DRESAKA, TVPLUS, ny 19 Febroary 2023, dia manaparitaka amin’ny fomba mangarahara tanteraka ny Fikambanana TANY miaro ny tany malagasy (Collectif TANY) : fa tamin’ny 30 oktobra 2019, … Lire la suite