FANANGONANA SONIA : Handao hamonjy ny ankizy ao amin’ireo nosy avaratr’i Madagasikara mba ho fanajàna ny zo fototra – Newsletter n°246 (MLG)
Tompokolahy, Tompokovavy, Ry namana, Handao hamonjy ny ankizy ao amin’ireo nosy avaratr’i Madagasikara mba ho fanajàna ny zo fototra. Ny Collectif TANY, sy ireo olona ary fikambanana miray hina amin’ny mponina amin’izao fotoana izao ao amin’ireo nosy kely avaratr’i Madagasikara, dia manasa ny olompirenena erantany hanasonia ity fitakiana mitolaka amin’Atoa Andry Rajoelina, filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara … Lire la suite