TANDINDOMIN-DOZA NY NOSY SAKATIA :TSY EKENA NY FANGORONANA SY FANAOVANA AMPIHIMAMBA NY TANYTSY EKENA NY FANODIKODINANA NY SAIN’NY MPONINA – Newsletter n°256 (MLG)

Maneho ny ahiahiny lalina ny Collectif TANY momba ny toe-javatra sarotra miseho amin’izao fotoana izao ao Nosy Sakatia. Ity nosy ity, izay manankarena amin’ny vakoka voajanahary miavaka sy rohim-piarahamonina mavitrika, dia tandindomin-doza amin’izao fotoana izao noho ny fikasan’ny orinasa mitondra anarana hoe Green Mada Land hangorona tany ao amin’ny fomba feno hafetsena. Ao ambadiky ny … Lire la suite

Fanambaran’ny fihaonam-be nasionalin’ny firaisamonimpirenana eto Madagasikaramomba ny Nosy Sakatia – Newsletter n°254 (MLG)

Nifarana ny faha-5 Jolay 2025 ny andiany faharoa amin’ny Fihaonam-be nasionalin’ny firaisamonimpirenena eto Madagasikara izay nahitàna solontena mihoatra ny zato avy amin’ny faritra rehetra manerana an’i Madagasikara. Talohan’ny namakiana ny Tatitry ny Fihaonam-be dia nisy fanambaràna toy izao nataon’ny mpivory ary novakian’ny mpiandraikitra. Manana olana goavana be eo amin’ny lafiny fananan-tany ny fokonolona eto Madagasikara amin’izao … Lire la suite