IREO TEBOKA LEHIBE ilàna fahamalinanataorian’ny fihaonana an-tampon’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indiana (COI) tao Antananarivo- Newsletter n°244 (MLG)
Natao tao Antananarivo tamin’ny 24 aprily 2025 ny fihaonana an-tampony faha-dimin’ny Vaomieran’ny Ranomasimbe Indiana (COI), rafitra iraisan’ny governemanta avy amin’ny firenena 5 mpikambana ao aminy, dia Seychelles, La Reunion, Maorisy, Madagasikara ary ny Firaisan’i Kômôro. Efa taona maro izao no nanomezana anarana ny fitambaran’izy ireo hoe “Indianoseania”. Ny lohahevitry ny fihaonambe dia ny “Fiarovana sy … Lire la suite